• Alarobia 20 Aogositra 2025
Fanafarantsika friperia sy lamba tonta. 25 400 taonina nandritra ny 6 volana, namoaka 180,9 miliara Ar

Manodidina ny 25 400 taonina ny friperia sy lamba lany andro nafarana sy nampidirina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2025
STAR TAO MAHAJANGA. Sady nampifaly ny vahoaka no nanadio sy nanampy ny Reny tera-bao

Feno tanteraka ny hetsika nataon’ny orinasa Star tao Mahajanga ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2025
Fitakiana ny rariny momba ilay malagasy maty. Nidina an-dalambe ny diaspora ao Mayotte

0 amin'ireo malagasy ao an-toerana ireo diaspora malagasy monina ao an-toerana ny alahady teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2025
AMBOHIMANDROSO . AMBAVAHADITOKANA Maika ny fanamboarana ny vanona hifehezana ny rano

Fokontany iray amin'ireo 6 isa misy ao anatin'ny Kaominina ambanivohitr'Ambavahaditokana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2025
KAOMININA FIOMBONANA. Mihabetsaka ireo mpivady miroso amin'ny tokantrano ara-dalana

Tsy dia misy firy intsony ireo mpivady manao tokantrano maso ao anatin'ny Kaominina Fiombonana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aogositra 2025
Fitrandrahana harena an-kibon’ny tany. Kaominina 17 any amin’ny RN2 mbola tsy misitraka ny zony

Mafy ny mahazo ireo kaominina voakasiky ny toerana hanaovana na lalovan'ny fitrandrahana

Hamaky ny tohiny
FTT