• Alarobia 25 Martsa 2020
Actualités.Haino aman-jery Mampigadra ny tsy fanarahana baiko

Tsy maintsy mampita ny RNM sy TVM ny haino aman-jery tsy an-kanavaka eto Madagasikara amin’ny fotoana hisian’ny fampitana vaovao momba ny Coronavirus. Tsy amin’ny 12 ora ka hatramin’ny 2ora ihany fa amin’ny fotoana rehetra hisian’ny famoaham-baovao miainga avy eny amin’ny CCO na ny “Centre de Commandement Operationnel Covid 19” avy eny Ivato, hoy ny Minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2020
Actualités.Asa aman-draharaha Mampiroborobo ny “télétravail” ny Coronavirus

Mitombo ny tahotra manodidina ny fiparitahan'ny coronavirus ary miezaka ny hampifanaraka azy io ny tontolon'ny asa. Raha toa ka tafiakatra 17 ny isan` ireo olona voamarina fa mitondra tsimokaretina « coronavirus » eto Madagasikara, naka fepetra ireo orinasa sasany eto an-drenivohitra ka hampiharina ny tafiditra ao anatin` ny « télétravail ». Izany hoe, manao ny asa any an-trano fa alefa amin` ny alalan` ny aterineto ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Fisorohana ny Covid 19 1253 mitoka-monina

Ny 112 tamin’ireo mpandeha 145 tamin’ny sidin’ny Air Madagascar MD 51 ny 19 martsa no tratra antso tamin’ny fiantsoana nataon’ny manam-pahefana eto amin’ny tany sy ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Brieville Mitaky ny karamany ireo mpiasan'ny Kraoma

Mitohy ny krizy eo anivon'ny orinasam-panjaka Kraoma. Nikorontana noho ny fasintahan'ny mpiara-miombon'antoka Rosiana ilay planina fanerenana saika ho hatao izay nahatonga an'ireo mpiasa hitaky ny karaman'izy ireo tsy mbola voaloa tamin'ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Ady amin’ny Coronavirus Navoaka ny fiara mifono vy

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny MBC Ivato ny « Centre de commandement operationnel » hoenti-mifehy sy miatrika ny areti-mandripaka coronavirus na

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Actualités.Haino aman-jery manerana ny Nosy Miara-manonja avokoa

Tsy maintsy miara-manonja avokoa ny haino aman-jery rehetra manerana ny Nosy, raha ny toromariky ny fanjakana, izay nohamafisin’ny Tale

Hamaky ny tohiny
FTT