• Alatsinainy 13 Septambra 2021
Actualités.Minisitra Boamiavotse Raharinirina Velon’ahiahy amin’ny doro tanety etsy sy eroa

“Sarotra ny ady. Mafy ny rivotra. Mahavaky fo ny mahita ny Tanindrazana levon'ny afo ».Ireo no teny namaritan’ny minisitry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Actualités.Lehiben’ny fiarovan’ny Ambasady Sinoa Nitsidika am-panajana ny minisitry ny filaminam-bahoaka

Omaly 9 septambra 2021 dia tonga nitsidika ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police, Randrianarison Fanomezantsoa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Actualités.Nisandoka ho mampitombo vola Nahazoany 300.000 Ar ilay ramatoa

Lehilahy iray 26 taona no saron’ny polisy miasa ao amin'ny kaomisarian’ny Fenerive-Est, DRSP Analanjirofo ny faran’ny herinandro teo tao Morondrano Fenerive Est rehefa nisoloky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Actualités.Olana amin’ny fifandraisan-davitra Mandeha ny fanadihadiana parlemantera

Nampahafantarina tetsy amin’ny antenimieram-pirenena omaly ny fehin-kevitra faharoa ny 31 mey 2021 fa mijoro eo anivon’ny antenimieram-pirenena ny kaomisionim-panadihadiana parlemantera momba ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Actualités.Vadina minisitra nandrahona jeneraly Tsy faly ny mpitandro filaminana

Niteraka resabe ary niely tamin’ny tambazotran-tserasera ny horonan-peo voalaza fa feon’ny vadina minisitra iray nandrahona jeneraly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Actualités.Tsy mifampikoso-maso Nitory gazety i Lalatiana mivady

Nametraka fitoriana ny gazety an-tsoratra La Gazette de la Grande Ile ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy sy Atoa Andry Andriatongarivo vadiny manoloana

Hamaky ny tohiny
FTT