• Talata 05 Oktobra 2021
Actualités.Maka Alphonse - Filohan’ny CFM « Ho olan’ny firenena ny olan’ny mpanao gazety raha tsy halamina»

Naneho hevitra eo anatrehan’ny olan’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety amin’izao fotoana izao ny Filohan’ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy (CFF) Atoa Maka Alphonse omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2021
Actualités.Olan’ny asa fanaovan-gazety Mila fifampidinihana fa tsy vitan’ny mokon-doha fotsiny

Raha ny zavatra hita sy tsapa hatry ny omaly aloha dia semban-drahona ny asa fanaovan-gazety mba tsy ilazana hoe misavorovoro.rakitra ny fanambarana etsy sy eroa ary efa nanomboka ny faran’ny herinandro teo io dia nitohy omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Actualités.Fifidianana amboletra, hetraketraka Nampitandrina ny Minisitra ny mpanao gazety

Nitsangana ny « cellule de crise » ho an’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety noho ny fahatsapana sy fahitana fitsabatsabahana, kajikajy politika, hetraketraka,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
Actualités.Fonjan’Imerintsiatosika Manara-penitra lavitra noho ny oniversitem-panjakana

Sao dia tokony ampifanakalozana ny « cité universitaire » sy ny fonja manara-penitra, hoy ny fanontanian’ny mpampianatra mpikaroka iray nahita an-tsary ny ivelany sy atin’ny fonja

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
Actualités.Ahiahina trafika teny Ivato Misy resaka manjavozavo ihany

Ritsoka avy any amina loharanom-baovao iray no ren’ny tompon’andraikitra teny amin’ny seranam-iaramanidina iraisam-pirenena Ivato ka nahatonga azy ireo naka fepetra hentitra hisava ireo mpandeha rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2021
Actualités.Tsy nahaloa vola indray ny fanjakana Nalain’ny tompony ilay fiaramanidina CASA

Navoakan’ny fampahalalam-baovao Frantsay Le Monde fa nalain’ny orinasa Frantsay Sofema ny fiaramanidina Casa CN-235 novidian’ny Filoha Andry Rajoelina ny 2019.

Hamaky ny tohiny
FTT