• Alarobia 08 Desambra 2021
Actualités.Famahana ny olan’ny JIRAMA Fihetsiketsehana no betsaka, hoy ny mpanjifa

Mihazakazaka manaraka fandrosoana ny Jirama ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny angovo farany teo nanohy ny fampahafantarana ny atao hoe "Jirama Innove"

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Desambra 2021
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Mila fampianarana sy fampahalalana matotra

Manana ampitaina amin’ireo vahoaka ifotony sy ny sokajin’olona samihafa ny mpiantsehatra ao anatin’ny fiarovana ny tontolo iainana mba ho foana .

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Desambra 2021
Actualités.Soavinandriana Tsy misy lavaka mitady hipoaka izany

Araka ny fikarohana izay nataon'ny Ivon-toeram-pikarohana momba ny ny fihetsehan’ny tany eto Antananarivo na “Institut de l' Observatoire Géophysique d'Antananarivo” ( IOGA

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Actualités.Ambatondrazaka Mirongatra ny fanolanana zaza tsy ampy taona

Mirongatra ny fanolanana zaza tsy ampy taona any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro. Zazavavy kely iray vao 11 taona indray no fantatra fa naolan’ny vadin’ny anabavin-dRainy in-telo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Actualités.Ady tany ao Amboditandroroho Toamasina II Mihenjana ny tady eo amin’ny mponina sy ny Filatex Tonga vao maraina ny sabotsy 4 desambra 2021 teo ny vad

intany nahazo didy avy amin'ny fitsarana hanala ny fefy nanakanan'ny orinasa Filatex hidiran'ny mponina sy ireo miasa ao anatin'ny tany lazainy fa ananany taratasy maha tompony azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Actualités.Rano tapaka lava Mitombo ny hatezeran’ny mponin’Itaosy

Tena mijaly ny mponina eny Andranonahoatra Itaosy ka hatrany amin’ny cité des assureurs. Miha mafy hatrany ny fitakian’ireo mponina eny Itaosy mikasika ny olan-drano eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT