• Zoma 28 Janoary 2022
Actualités.Lasan’ny rano tao Moramanga Hita faty omaly ilay renim-pianakaviana

Dimy andro taorian’ny tsy fahitana azy fa lasan’ny rano, hita tany amin’ny Betaretra fokontany Ankarahara ao anatin’ny Kaominina Ambohibary Moramanga ny nofo mangatsiakan-dRabeharison Haingo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Janoary 2022
Actualités.Mihatra ny voinam-pirenena 35 tapitrisa dolara hanarenana ny simba

Feno ankehitriny ny fepetra ahafahana manambara ny "état de sinistre national". Noraisina teo anivon'ny Filankevitry ny Governemanta ny didim-panjakana manambara izany omaly 27 janoary 2021.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Janoary 2022
Actualités.Andoharanofotsy Nandroaka bibilava no nahafaty an-drano ilay tovolahy

Tovolahy iray vao 26 taona monja no maty an-drano teny Malaza ambony, ao anatin’ny kaominina Andoharanofotsy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano afak’omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Janoary 2022
Actualités.Nampitandrina ny Filohan’ny SMM “Hajao ny fahaleovantenan’ny Fitsarana”

Tontosa tamin-pirahalahiana tanteraka omaly alakamisy 27 janoary 2022 ny fiamindram-pahefana nataon’ny Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) teo aloha Atoa Jaona Clément tamin’Andriamatoa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Janoary 2022
Actualités.Hisy fiforonana rivodoza rahampitso

Mitohy ny oram-be, faritra maro mety ho tondraka “Azo antoka ny hisian’ny fiforonana rivodoza ny sabotsy maraina. Ny fizotrany kosa dia hahazo ny 1/3 Avaratry ny Nosy avokoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Janoary 2022
Actualités.Tany nihotsaka sy trano nirodana Olona 10 no maty teto Antananarivo

Olona 10 no namoy ny ainy vokatry ny rotsak’orana be niteraka loza samihafa teto Antananarivo sy ny manodidina ny alin’ny alatsinainy hifoha omaly talata 18 janoary 2022.

Hamaky ny tohiny
FTT