• Alatsinainy 04 Aprily 2022
Actualités.Rolly Mercia Amin’ny jona 2024 vao ho afa-bela

Ny jolay 2020 no nadoboka am-ponja ny Minisitry ny serasera teo aloha Atoa Harry Laurent Rahajason na Rolly Mercia. Nitsotra i Mamy Ravatomanga izay mpampiasa teo aloha fa tena nitory azy tokoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2022
Actualités.Fifandraisan-davitra Nizara loka ho an’ireo mpiara-miasa aminy ny Airtel

Nizara loka ho an’ireo mpiara-miasa akaiky aminy ny orinasam-pifandraisana Airtel. Tohin’ilay lalao nokarakarain’izy ireo nampitondrainy ny lohateny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2022
Actualités.Harena voajanahary Miha maro ireo mpitrandraka an-tsokosoko tratra

Tato anatin’ny herinandro dia maro ireo tranga fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary tra-tehaka tany amin’ny faritra vokatry ny fanomezam-baovao avy amin’ny mpanome

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2022
Actualités.Fanofanana ny tanora sy ny orinasa Nitsangana ny “Arkasia Training”

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy lasa teo teny amin’ny Foibeny etsy amin’ny Immeuble OTIV Ankadindramamy ny “Arkasia Traning”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2022
Actualités.Fianarantsoa Hiatrika fitsarana amin’ny 22 aprily ilay mpanolan-jaza

Hohenoina ampihibemaso ao amin’ny Fitsarana ao Fianarantsoa amin'ny 22 aprily ho avy izao ilay rangahy 38 taona nanolana zazavavy kely tsy ampy taona roa izay samy mianatra ao amin’ny EPP Mahazengy Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2022
Actualités.Namaly ny fanenjehana azy ny QMM “Manaraka ny fenitra ara-tontolo iainana izahay”

Nanao fanambarana manohitra ny fanambarana ampahibemaso natao tato ho ato, ary mandà ireo filazana mifandraika amin’ny andraikiny amin'ny tontolo iainana ny ny Orinasa Rio Tinto QMM.

Hamaky ny tohiny
FTT