Actualités

Antsahatsiresy - Sabotsy Namehana Nahitana zaza menavava nisy nanary


  • Talata 05 Jolay 2022

Zaza menavava sahabo mbola tsy ampy iray volana no nisy nanary teny Antsahatsiresy, Sabotsy Namehana, omaly hariva,

tokony ho tamin’ny 5 ora teo ho eo. Vitan’ilay na ireo ray aman-drenin’ity zazakely ity ny nampitafy tsara ilay zaza ary io no isan’ny nahagaga ny maro nahita ity tranga ity hoe fa dia nahoana loatra! Niezaka nanao antso avo tao anaty tambazotran-tserasera moa ireo nahita ity zaza ity sao mba misy mahafantatra ny fianakaviany na koa sao dia mba ho hitan’ny fianakavian’ilay zaza ihany ity zaza ity ka mba hisy hangoraka handray an-tanana ny momba azy. Hatramin’ny fotoana nanoratanay anefa dia mbola tsy nahenoana tohiny ny mikasika ity tranga ity. Andrasana ny anio.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT