• Zoma 03 Jona 2022
Actualités.Tezitra ny sendikan’ny mpiraki-draharaha “Tadiavin’ny mpitsara sasany atao mpiasa an-trano izahay”

Misy ny olana eo amin’ny mpitsara sy ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana sy raha ny resaka nataon’ny filohan’ny sendikan’ireto farany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2022
Actualités.Resaka trondro maty Manahy ny teti-dratsy efa voaomana ny QMM

Mbola mafana ny toe-draharaha mahakasika ny raharaha "QMM" any amin'ny faritra Taolagnaro amin'izao fotoana. Niparitaka tamin’ny haino aman-jery sasany sy ny tambazotran-tserasera tato ho ato ny filazana fa tena nisy singa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2022
Actualités.Nentin’ny mpanampy nitsoaka Hita teny Soavimasoandro ilay zaza

Raharaha be vao hita ilay zazakely nentina mpanampy vavy nitsoaka nanomboka ny alarobia hariva lasa teo. Noho ny hamaroan’ny fifampizarana teo amin’ny facebook sy ny fanapariahana ny sarin’ilay mpanampy sy ilay zaza anefa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2022
Actualités.Fetin’ny reny Hikarakara hetsika ny IKM

Ho fanohanana hatrany ny vita Malagasy, ny IKM Antsahavola dia mikarakara hetsika mitondra ny lohanteny hoe “Neny Tiako Fifaliako”, andiany faha 8,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Actualités.Randrana sendikaly “Vahao ny olana fa aza mifanilika andraikitra”

Ny 8 mey teo no tafapetraka tato amin’ny CNaPS ny fitakiana ny amin’ny tokony hanondrotana ny fisotroan-drononon’ireo mpiasa ihany koa, hoy, omaly tetsy amin’ny CNaPS Ampefiloha, ny Randrana sendikaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Actualités.Fikaonandoha momba ny fambolena “Sao dia tetika hanomezana tombony ireo orinasa goavana ?”

Mampametra-panontaniana maro, hoy ny mpanao politika, Zaza Ramandimbiarison, ny mikasika ity fikaonandoha momba ny fambolena atao ny 16 hatramin’ny 18 jona ity.

Hamaky ny tohiny
FTT