Actualités

Reniranon'Ikopa sy Sisaony Amafisina sy amboarina ny fefiloha


  • Talata 02 Aogositra 2022

Hamafisina sy hamboarina ny fefiloha manamorona ny ranon'Ikopa. Efa nanomboka tamin'ny 11 jolay teo ny asa, izay efa misasaka ankehitriny raha ny orinasa Colas kosa no manatanteraka ny asa.

Ho an'ny ilany ankavia dia mirefy 1, 27 metatra ilay fefiloha hamafisina rehefa nahitana fahasimbana vokatry ny fikaohan'ny riaka azy. Ho an'ny fefiloha ilay ankavanana kosa dia fanamboarana sy fanamafisana ilay andrintany na talus no hatao izay mirefy 3,2 km. Ny tetikasa Produir moa no tompon'antoka amin'ny fanatanterahana izany ho fiarovana ny mponina sy ny foto-drafitrasa iombonana. Kasaina ho vita afaka tapa-bolana eo ho eo ny asa goavana rehetra raha tsy misy ny sampona.
Nangonin'i Pati
Legende : Mandeha tahaka izao ny asa
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT