• Alarobia 15 Jona 2022
Actualités.Karana sy Sinoa sarona teny Ivato Nasisika tao anaty fitombenana ny bolongam-bolamena

Nahasaronana trafikana harena an-kibon’ny tany indray teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2022
Actualités.Cocaïne, kidnapping Efa tena mandeha ny fanadihadiana, hoy ny SEG

Nisy omaly ny valan-dresaka nataon’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG) Jeneraly Serge Gellé nanao tatitra fa olona 10 izay nahitana teratany vahiny dia sinoa roa, Afrikanina miisa 2,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Actualités.Fibatana olona teny Ivandry Mitantara ny nanjo azy ny vehivavy iray

12.. TAB Toyota 4x4 Fortuner « gris foncé métalisé » manakaiky ny loko mainty. «Vitre fumé» avokoa ary misy sainan’ny klioban’ny baolina kitra frantsay,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Actualités.Minisitry ny fitaterana “Hofongoriko ny tontakely, tsy matahotra hoesorina”

Natsikafon’ny Minisitry ny fitaterana Roland Ranjatoelina nandritra ny fihaonan’ny tamin’ny mpiasan’ny Air Madagascar sy ny Sofitrans ny sabotsy teo teny Anosy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Actualités.Mpivarotra - Pavillon Analakely “Tsy mila SMGD izahay, vitanay ny fikarakarana”

Nanamafy ny teniny ireo mpivarotra etsy amin’ny pavillon Analakely omaly fa tsy mila ny SMGD na ny “Société Municipale des gestions digitales”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Actualités.Pr Mamiharijaona Ramaroson “Lainga ny resaky ny Minisitry ny angovo momba ahy”

Nandiso ny zavatra nolazain’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo Andry Ramaroson tao amin’ny fahitalavitra iray ny 11 jona teo mikasika azy ny Professeur Titulaire ao amin’ny Oniversiten’Antsiranana Mamiharijaona Ramaroson

Hamaky ny tohiny
FTT