Actualités

Fanaovana Taratasim-bola tsy misy antoka Karohana fatratra i Retovone Mirna Donnetine


  • Alarobia 24 Aogositra 2022

Vehivavy iray no nanjavona tanteraka rehefa naka entan'olona ary nomeny taratasim-bola tsy misy anto-bola ilay tompon'entana.

Nahatsiaro tena ho voasoloky sy very vola an-tapitrisany maro ilay olona noho izany ka nanosika azy ireo hampandre ny mpitandro ny filaminana. Ireto farany indray avy eo no namoaka didy fikarohana. Retovone Mirna Donnetine no anaran’io vehivavy io, 34 taoan izy ary agent de recouvrement no asany. Tao amin’ny Lot I 173 Ambohijanaka Lohanosy no nahitana azy farany. Miangavy izay mahita na mahalala azy araka izany ny Polisy mba hampandre ny polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika fahadimy. Ny Polisim-pirenena moa dia manome toky fa tanana ho tsiambarantelo ny mombamomba ny mpanome vaovao. Ampahafantarina ny rehetra kosa fa izay mampiantrano na mitahiry na manafina olon-dratsy dia naman’ny mpiray tsikombakomba aminy ka tsy maintsy hohenjehina araka ny lalàna.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay vehivavy karohina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT