Actualités

Korontan’ny asa eto Madagasikara “Tokony ho voafehin’ny minisitry ny asa”


  • Alarobia 24 Aogositra 2022

Tsy misy izany karama mihena izany, hoy ny sekretera jeneralin’ny Randrana sendikaly, Barson Rakotomanga, fa mety hiteraka korontana be izany.

Hanakorontana fiainan-tokantrano na mpiasa be dia be izany, hoy izy. Lalana no mamaritra fa tsy azo atao izany dia tampotampoka eo ve dia ny fanjakana indray no hanery hoe midina ny anao? Mihemotra lavitra be I Madagasikara raha izany no atao ary tsy mampino izany. mino aho fa misaina tsara ny minisitry ny asa izay isany minisitra tena naharitra indrindra tao anatin’izao fitondrana izao ka tokony ho voafehiny izany, hoy hatrany ny Randrana sendikaly.
J. Mirija
Legende: Ny minisitry ny asa, Gisele Ranampy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT