Actualités

Fatim-behivavy hita teny mamamba Heverina ho vono niniana natao


  • Alarobia 24 Aogositra 2022

Nahitana fatim-behivavy iray manodidina ny 35 taona omaly maraina teny Mamamba Ambohibao. Raha araka ny vaovao azo dia mbola hita teny amin;ity vehivavy ity avokoa ny ny volany.

Ahiana ho vono olona niniana natao araka izany no nahazo azy. Tsy nahitana ratra kosa ny vatany. Efa nantsoina avokoa moa ireo tompon’andraikitra teny amin’ny manodidina nijery ny razana. Somary nanahirana kosa anefa ny nitady ireo fianakaviany izay efa nanaovana fampilazana tao anaty tambajotran-tserasera facebook. Raha araka ny fantatra dia matetika no ahitana fatin’olona tahaka izao eny amin’iny ranon’i Mamamba iny.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Rajoharison Félix na Rainidina
  • Alarobia 13 Mey 2026

"Tsy maintsy esorina

  • Christine Razanamahasoa
  • Alarobia 13 Mey 2026

Notendrena amina andraikitra

  • Raobelina Andry
  • Alarobia 13 Mey 2026

Aza omena ny CENI ny.....

  • FIKAMBANAN'NY BEN'NY TANANA
  • Alarobia 13 Mey 2026

Mangataka fihaonana tsy misy

  • Raharaha adina an-tsoratra
  • Alarobia 13 Mey 2026

tao amin’ny ENMG «Niaiky ny adisoana

  • Ravelonanosy Solomon Clovis
  • Alarobia 13 Mey 2026

«Zava-dehibe ny

Hijery ny tohiny
FTT