- Alatsinainy 20 Jona 2022
Actualités.Morondava Trano manarapenitra efa ho 1000 tapitrisa ariary nitriatra
Nitriatra sy vaky ary an-dalam-pirodanana ny Tranoben’ny serasera sy ny Kolontsaina ao Morondava Faritra Menabe.
Hamaky ny tohinyNitriatra sy vaky ary an-dalam-pirodanana ny Tranoben’ny serasera sy ny Kolontsaina ao Morondava Faritra Menabe.
Hamaky ny tohinyZaza iray manodidina ny 2 taona eo ho eo no hita faty tsy nisy lohany intsony teny Amboatavo Itaosy, kaominina Itaosy Atsimondrano ny faran’ny herinandro teo raha araka ny loharanom-baovao azo.
Hamaky ny tohinyNy vatana mangatsiakan’i Sannie Raharimiantsa sisa hitan’ny fianankaviany omaly 16 jona tokony ho tamin’ny 2ora sy sasany maraina.
Hamaky ny tohinyTsy maintsy hiakatra ny vidin-tsolika. Efa nisy ny resaka nivoaka fa fiakarana 9000 hatramin’ny 10 000 Ar avy hatrany no hamarotana ny iray litatra takian’ireo orinasa mpaninjara solika.
Hamaky ny tohinyFeno ny fepetra hisamborana an'ingahy Marc Tatandraza noho ireo heloka maro sosona nataony tao anatin'ilay horonan-tsary naparitany 2 andro lasa izay.
Hamaky ny tohinySaika manana fandaharam-potoana hitondra ny ankohonany hivoaka avokoa ny ankamaroan’ny isan-tokantrano ny alin’ny 25 jona sy ny 26 Jona ho avy izao mba hanao arendrina sy hijery afomanga.
Hamaky ny tohiny