• Alatsinainy 18 Jolay 2022
Actualités.Fleurydo , karohin’ny zandary Nisy nahatazana nisaodisaody teny Ambatobe

Niafiana tao amin’ny tranon’ny depiote iray eny Ambatobe, ilay tovolahy antsoina hoe, Fleurydo Gabriel, izay voalaza ho sakaizan’ny mpanakanto Wendy Cathalina teo aloha ary voalaza ho nanaparitaka ilay horonantsary mamoafady

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.Fadin-tseranana ao Mahajanga Nahatrarana sokatra sy fanafody saika haondrana any Kaomoro

Baoritra lehibe miisa roa, izay nosavain’ny Polisim-pirenena miasa eo anivon’ny fadin-tseranana ao Mahajanga no

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.Tantsaha mpamboly lavanila Leo sy tofoka amin’ny fanararaotana

Nitohy omaly ny hetsiky ny vahoaka tantsaha mpamokatra lavanila tany Sambava omaly. Raikitra ny grevy fanakanan-dàlana tao Andranomifotitra eo anelanelan’i Sambava sy Andapa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.Fampiroboroboana ny angovo azo havaozina Olona 80 000 hisitraka tetikasa 9 tapitrisa dolara

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Mining Business Center eny Ivato ny tetikasa iray hamoahana rindram-pitantanana famatsiam-bola moderna hampiroboroboana ny fampiasana angovo maharitra eto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.DG CNaPS Mamy Rakotondraibe Efa nalefa nitsoaka any ivelany ?

Nangingina tsy re intsony ny tohin’ny raharaha CNaPS (Caisse Nationale de Prévoyance Sociale) izay naiditra am-ponja vonjimaika noho ny 16 martsa noho ny raharaham-pitantanana ahiana ho feno afera maloto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.Ambavahaditokana Atsimondrano Nangonina natao baolina lehibe ireo sachet plastika

Mandray anjara feno amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny kaominina Ambavahaditokana, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT