• Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Trafikana volamena 17 kg mahery 60 tapitrisa Ar no kolikoly namoahana azy ?

Ny alin’ny alakamisy 25 aogositra no nahatrarana ireo volamena milanja 17kg mahery saika haondrana any Dubaï no sarona tamin’ny sidina Air Madagascar ho any Paris.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Sendra izay reny zava-doza Norarahana rano mahamay ny fivavian’ilay zazavavy

Misy mahavanon-doza ny Reny na dia Reny nitondra sivy volana an-kibo izao aza. Porofon’izany ny fahoriana niainan’i Lefitra, ilay zazavavy kely vao 9 taona monja mipetraka ao Ankakafotra, distrikan’Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.ACMIL Antsirabe Mpiasa sivily iray matin’ny herisetra ?

Mpiasa sivily iray ao amin’ny Akademia Miaramila ( ACMIL) Antsirabe antsoina hoe: “Petit” no re fa namoy ny ainy, raha ny loharanom-baovao azo antoka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Niandohan’ny raharaha Ikongo Tsy mbola fantatra na maty na velona ilay zaza varira

Tsy mbola fantatra na maty na velona ilay zaza varira niandohan’ny raharaha Ikongo, raha ny fampitam-baovao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Actualités.Kaominina Alasora Hasiam-panamboarana ireo fotodrafitrasam-panatanjahantena

Havaozina sy hasiam-panamboarana avokoa ireo foto-drafitrasa fanaovana fanatanjahantena ao anatin’ny kaominina Alasora, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2022
Actualités.Albinos Madagascar “Arovy izahay mba tsy hiahiahy ny Fanjakana…”

“Efa an-tenda ny rano, tsy tandindonin-doza intsony, fa efa anaty loza. Resaka halatra zaza varira no niaingan’ny olana tany Ikongo. Miantso ny Filoham-pirenena amin’ny maha Raiamandreny azy,

Hamaky ny tohiny
FTT