• Talata 20 Septambra 2022
Actualités.Nisy nanondraka tamin’ny asidra Miaina anaty hirifiry tanteraka ny mpanakanto Gosho

Mijafajafa, miaina anaty hirifiry tanteraka ilay mpanankato Gosho, mpanao ny mozika mifangaro avy any Fotsialanana Soanierana Ivongo hatramin’ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2022
Actualités.Setroka nivoaka tamin’ny haram-bato Hisy fanadihadiana ara-tsiantifika hatao any Tritriva

Misy zavatra hafaha miseho ao amin’ny haram-bato manamorona ny farihin’i Tritriva, 15 km tsy hidirana an’Antsirabe. Ny alakamisy teo no nanomboka niseho ity trangan-javatra hafahafa ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Actualités.Famonoana an’i Petit tao amin’ny ACMIL Nampanginina, atody miady amam-bato ?

Nangina tanteraka ny raharaha fahafatesan’I Julien na Petit, ilay mpiasa sivily tao amin’ny Akademia Miramila Antsirabe, izay voalaza fa novonoin’ny miaramila tao amin’ity ivon-toerana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Actualités.Zavatra tsy voaresaka momba an’Ikongo Vehivavy 1 sy ankizivavy 1 no notetitetehan’ny fokonolona

Nahavita fanadihadiana mahaleotena tany Ikongo ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny zon’olombelona na CNIDH,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Actualités.Fanaovana kopia sy karapanondro faobe « Tsy misy idiran’ny politika ny fanaovana kopia sy CIN faobe »

Niteraka resabe teto amintsika tato ho ato ilay fanaovana hetsika kopia faobe tanterahin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fitsarana sy ny Ministeran’ny Ati-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Actualités.Raharaha Ikongo Tezitra amin’ny natao ny olony ny SYNAD

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Sendikan’ny Administratera sivily na ny SYNAD manoloana ny fanapahan-kevitra ara-panjakana mikasika ny raharaha Ikongo.

Hamaky ny tohiny
FTT