• Alakamisy 22 Septambra 2022
Actualités.Rajoelina tany amin’ny ONU “Ahenao ny vidin-tsolika ho an’ny tany mahantra”

Niaka-tsehatra teo amin’ny pilopitran’ny Firenena Mikambana tany New York ny Filoham-pirenena Malagasy Andry Rajoelina omaly takariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Septambra 2022
Actualités.Fitondrana Rajoelina Mitohy ny politika basin’ariary fito…

Miharihary hatrany ny politikan’ny basin’ariary fitondran’Atoa Rajoelina. Hafa no lazaina omaly, hafa ny anio, ary mety mbola ho hafa ny rahampitso, hany ka lasa tsy ambony tsy ambany tahaka ny lokalik’alika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Septambra 2022
Actualités.Sendika sy Minisiteran’ny Fitsarana Lasa resaky ny moana sy ny marenina ?

“Tsy misy ambadika politika fa fifandrifian-javatra ihany, ny lalàna mifehy ny fifidianana eto Madagasikara dia milaza fa isaky ny 10 taona ny fanavaozana faobe ny lisi-pifidianana, ka nitontona 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Septambra 2022
Actualités.Sampandraharahan’ny pasipaoro Anosy Hikatona anio maraina sy rahampitso maraina

Hikatona anio alakamisy maraina sy rahampitso zoma maraina ny sampan-draharaha mikarakara ny pasipaoro etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.Tomponandraikim-panjakana ambony “Misy sahy miteny fa tsy mampidi-bola ny harena voajanahary”

Ny tomponandraikim-panjakana ambony, hoy ny mpampianatra mpikaroka momba ny harena voajanahary, Pr Jonah Ratsimbazafy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Actualités.Fiatrehana ny fotoam-pahavaratra Misy foto-drafitrasa ilam-panamboarana ao Talatamaty

Volana iray mahery na roa eo ho eo sisa dia hiditra tanteraka ao anatin’ny fotoam-pahavaratra isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT