• Zoma 17 Jona 2022
Actualités.Sannie, 21 taona Novonoina noho ny lonilonim-pitiavana ?

Ny vatana mangatsiakan’i Sannie Raharimiantsa sisa hitan’ny fianankaviany omaly 16 jona tokony ho tamin’ny 2ora sy sasany maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2022
Actualités.Fampiakarana vidin-tsolika 2300 Ar isaky ny litatra, hotsinjaraina in-droa…

Tsy maintsy hiakatra ny vidin-tsolika. Efa nisy ny resaka nivoaka fa fiakarana 9000 hatramin’ny 10 000 Ar avy hatrany no hamarotana ny iray litatra takian’ireo orinasa mpaninjara solika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2022
Actualités.Taorian-dry Badoda Karohina noho ny fandrahonana olona i Tatandraza

Feno ny fepetra hisamborana an'ingahy Marc Tatandraza noho ireo heloka maro sosona nataony tao anatin'ilay horonan-tsary naparitany 2 andro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2022
Actualités.Fetim-pirenena 26 jona Hiasa hatramin’ny 11 ora alina ireo Taxibe

Saika manana fandaharam-potoana hitondra ny ankohonany hivoaka avokoa ny ankamaroan’ny isan-tokantrano ny alin’ny 25 jona sy ny 26 Jona ho avy izao mba hanao arendrina sy hijery afomanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2022
Actualités.Karana sy Sinoa sarona teny Ivato Nasisika tao anaty fitombenana ny bolongam-bolamena

Nahasaronana trafikana harena an-kibon’ny tany indray teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2022
Actualités.Cocaïne, kidnapping Efa tena mandeha ny fanadihadiana, hoy ny SEG

Nisy omaly ny valan-dresaka nataon’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG) Jeneraly Serge Gellé nanao tatitra fa olona 10 izay nahitana teratany vahiny dia sinoa roa, Afrikanina miisa 2,

Hamaky ny tohiny
FTT