• Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Durlin Retogniane “Tokony hitandrina amin’io werawera fotsiny io ny fitondrana ”

Nisarika ny sain’ny be sy ny maro ny fitsenana mpandray anjara tamina fifaninanana iray tany Morondava satria nanetsiketsehana olom-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Vehivavy manana fahasembanana Manan-jo hisitraka ireo tolotra eny anivon’ny tobim-pitsaboana

Manana zo hisitraka ireo tolotra ara-pahasalamana maro samihafa eny anivon’ny tobim-pitsaboana ireo vehivavy manana fahasembanana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2022
Actualités.Randrana sendikaly “Efa ho 3 volana notanana am-ponja noho ny asa sendikaly i Sento”

Andro vitsy sisa dia feno 3 volana no nitazomana ny kamarady Sento tany am-ponja, noho ny asa sendikaly, hoy ny avy eo anivon’ny Randrana sendikaly omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Minisitry ny angovo Hanala tena sa miandry hoesorina ?

Raha toa ka tsy hita tabilao hatreto ny Tale Jeneraly mpisolo toerana eo anivon’ny Jirama, dia miozongozona ihany koa ny toeran’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo noho ny olan’ny angovo sy ny delestazy. Mety hoesorina hatao “fusible” ity Minisitra ity, raha ny feo miainga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Vahoaka tofoka sy leo delestazy Raikitra ny sakan-dàlana teny Fenoarivo-Ampitatafika

Leo sy tofoka tanteraka amin’ny delestazy lava tsy misy fiafarany ny olona. Naneho ny hatezerany indray ny mponina teny amin’ny faritra Atsimondrano ny sabotsy takariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Soavinandriana Ankizy miisa 6 no voaolana tao anatin’ny iray volana

Mirongatra ny fanolanana ankizy any amin’iny Faritra Itasy iny. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia ankizy miisa 6 no lasibatra tany amin’ny distrikan’i Soavinandriana tao anatin’ny iray volana.

Hamaky ny tohiny
FTT