Actualités

Kaominin’i Fenoarivo Tsy laitra ny delestazy avy orana


  • Alakamisy 05 Janoary 2023

Tsy laitra ny delestazy avy orana ety aminay, hoy ireo mponina eny Fenoarivo, raha ny hita tao anatin’izay andro

vitsivitsy nilatsahan’ny orana nanomboka ny faraparan’iny taona 2022 iny izay. Isaky ny misy orana dia tsy maintsy manaraka ny fahatapahan’ny herinaratra. Adin’ny iray na antsasak’adiny dia miverina kely dia avy eo tapaka indray dia toy izany foana, hoy ny mponina iray eny an-toerana. Arahan’ny fahatapahan’ny rano koa izany indraindray, hoy hatrany izy ireo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT