Actualités

Halatra sy fanararaotam-pitokisana Karohina i Rakotoarivelo Gervais Fidelis


  • Zoma 06 Janoary 2023

Namoaka filazana fikarohana an’i Rakotoarivelo Gervais Fidelis, izay fantatra amin’ny hoe Fidelis, ny avy eo anivon’ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena.

Karohina fatratra ity lehilahy 41 taona ity noho ny antony resaka halatra nataony tamin’ny mpampiasa azy sy fanararaotam-pitokisana, hoy ny fampitam-baovao voaray. Tao amin’ny lot K100 – Secteur 04, fokontany Ankoalabe, kaominina andrenivohitra sy distrikan’Antalaha, faritr’I SAVA moa no fantatra fa adiresy nipetrahany farany. Ny 0341400617na 0341570077 kosa no antsoina raha misy manam-baovao mikasika ity olona karohina ity, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT