• Zoma 25 Novambra 2022
Actualités.Fanenjehana an-dry Ketakandriana Nanaovan’ny Iraisam-pirenena tambabe ny fanjakana

Nitohy omaly teny amin’ny Polisy ekonomika ny fakana am-bavany an-dRtoa Ketakandriana Rafitoson Sekretra mpanatanteraky ny TI-IM (Transparency International-Initiative Madagascar)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2022
Actualités.Tetezana Amboay Ambositra 12 lahy tsy ampy taona nanolana vehivavy iray

Trangam-piarahamonina isan’ny nanamarika ity herinandro ity ny fanolanana nataona tovolahikely miisa 12 ny vehivavy iray voalaza fa efa ampy taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2022
Actualités.Hafari malagasy “Hisintaka amina toerana tsy misy mpanelingelina aloha izahay”

Taorian’ny resaka fanamboarana ny kianjan’Anosizato dia miroso hatrany amin’ny asa fitarihana ny fikambanana Hafari malagasy, hoy ny filohany, Jean Nirina Rafanomezantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2022
Actualités.Sehatra tsy miankina Entanina hamokatra izay angovo ilainy

Notanterahina tetsy amin’ny Carlton omaly ny andiany faha-6 amin’ny Fiaraha-midiniky ny Rafi-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina, nokarakarain’ny EDBM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2022
Actualités.TRANSPARENCY INTERNATIONAL Fa inona marina moa izy io sy ny antom-pisiany ?

Efa heno sy re foana hatramin’izay, saingy vao mainka niha nalaza sy voaresaka eny amin’ny sehatry ny haino aman-jery sy ny tambajotran-tserasera ny Transparency International noho ny raharaha fitoriana nataony sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2022
Actualités.Seranantsambon’I Toamasina Hiasa ny fiandohan’ny 2023 ny “scanner” miisa roa

Afaka hiasa manomboka amin’ny fiandohan’io taona 2023 io ireo “scanners” miisa roa apetraka ao amin’ny seranantsambon’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT