• Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Sekoly tsy miankina amin’ny finoana Mitaky ny hampitoviana saranga ny sekoly rehetra

Nampahafantarina tetsy Andavamamba omaly ny fijoroan’ny sekoly tsy miankina amin’ny finoana eto Madagasikara. 41 000 eo no isanay erak’i Madagasikara, hoy ny mpitondra tenin’izy ireo, Célin Rakotomalala.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Fihinanana Atsantsa boriloha Olona 7 naiditra hopitaly tao Tolagnaro

Olona miisa fitobe izao omaly no voatery naiditra hopitaly tany Analapatsy, distrikan’i Taolagnaro, Faritra Anosy. Raha araka ny fantatra dia tratry ny fahapoizinana ara-tsakafo vokatry ny fihinanana Atsantsa boriloha na "requin" izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2022
Actualités.Manara-penitra petatoko tao Morondava Boriboriana ny resaka, iza no tompon’antoka ?

Nirodana ny sabotsy 26 novambra lasa teo ny tranoben'ny kolontsaina tao Morondava, araka vaovao avy any an-toerana, ary nohamafisin’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2022
Actualités.Mbitanarivo Andriantsihorisoa “Mety efa manomboka mameno kapoaka ny vahoaka”

Manjaka tena manjaka tafahoatra ny tsy fandriampahalemana, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara malagasy na SMM, Mbitanarivo Andriantsihorisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2022
Actualités.Hatezerana noho ny delestazy Manomboka mahery vaika ny hetsi-bahoaka

Leo sy tofoka tanteraka amin’ny delestazy ny vahoaka, taorian’ny teny Alakamisy Fenoarivo ny herinandro teo, ny tao Antanetimboahangy Analavory Itasy, manamorona an’iny RN1 iny indray no nihetsika ny sabotsy lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2022
Actualités.Lanonam-panjakana tao Manakara Tsy tazana hatrany ny Depiote Brunelle

Lanonam-panjakana maro sosona no niseho tany Manakara ny sabotsy teo, fotoana nahitana ny Filoham-pirenena niseho vahoaka ampahibemaso indray rehefa tsy hita nandritra ny fotoana naharitra.

Hamaky ny tohiny
FTT