• Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Fifohana sy fivarotana « héroïne » Dimy mianadahy naiditra am-ponja vonjimaika

Dimy mianadahy no voasambotry ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina ny 09 desambra teo teto an-drenivohitra rehefa nifoka sy nivarotra zava-mahadomelina mahery vaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Madagasikara Mila injeniera 40.000 afaka 10 taona

Manana ny anjara toerany lehibe eo Madagasikara ny injeniera. Izy ireny mantsy no manao fikarohana miketrika andro aman’alina ireo karazana foto-drafitrasam-pampandrosoana tanterahina eto amin’ny tany sy ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.HE Mada « Andao tohanana ireo antoko manana fotokevitra »

Manasa ny olompi-renena rehetra ny antoko politika Humaniste Ecologiste na HE Mada hanohana ireo antoko politika manana fotokevitra sy ideolojia hitondrana fampandrosoana eto amin’ity firenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Injeniera miresaka fampandrosoana Ilaina ny fifehezana sy fampiasana teknolojia vaovao

Anisan’ny noresahina nandritra ny Ambodivona ny "salon de l'ingénieur 2022 nanomboka omaly teny Ambodivona ny lohahevitra hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Antananarivo Amidy 250 000 Ar ny valina « Test PCR » hosoka

Vehivavy miisa roa ; 43 sy 42 taona no nosamborin’ny polisy ekonomika afak’omaly alatsinainy 12 desambra teny amin’ny toeram-piasany teny Androhibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Faritra Vakinankaratra Mbola olana goavana ny fambolena sy fiompiana

Velona sy miroborobo ny fikambanana ifanampian'ny terak'i Vakinankaratra, sampana Antananarivo Renivohitra na Fiteva SAR, hoy ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT