- Zoma 14 Oktobra 2022
Actualités.Ankorondrano Tratran’ny polisy ireo mpisoloky volamena
Roalahy tena havanana amin’ny asa fisolokiana sy fivarotana volamena no fantatra fa saron’ny polisy teny Ankorondrano omaly.
Hamaky ny tohinyRoalahy tena havanana amin’ny asa fisolokiana sy fivarotana volamena no fantatra fa saron’ny polisy teny Ankorondrano omaly.
Hamaky ny tohinyNisehoana haintrano goavana tao Antanambaovao andrefan'i Foulpointe, omaly alarobia 12 oktobra, tokony tamin'ny 09 ora sy sasany maraina.
Hamaky ny tohinyRaha ny fanazavana efa nentin’ny Jirama, manodidina ny ora iray ka hatramin’ny ora dimy ny ho fahatapahan-jiro eto Antananarivo sy ny manodidina noho ny fanamboarana any Andekaleka.
Hamaky ny tohinyI Lista no anaran’ilay nandoro an’I Beafo, hoy ny fampitam-baovaon’ny depiote voafidy tao Manakara, Honoré Tsabotokay, nanamafy fa tratra ilay nahavanon-doza omaly.
Hamaky ny tohinyBetsaka sahady ireo olona miferin’aina manoloana ny fahatapahan-jiro hisy eto Antananarivo sy ny manodidina manomboka rahampitso zoma.
Hamaky ny tohinyNandefa taratasy miantefa amin’ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena ny Antoko Politika Madio na ny APM manoloana ny fahatrarana fanondranana an-tsokosoko ireo hazo voamboana na “palissandre”
Hamaky ny tohiny