- Alarobia 19 Oktobra 2022
Actualités.Fifanakalozam-bola Efa azo atao anaty hafatra miafina
Na handefa vola, na handefa fahana, na tolotra ho an’ireo laharana 034 sy 038, na hijery ireo fifanakalozam-bola
Hamaky ny tohinyNa handefa vola, na handefa fahana, na tolotra ho an’ireo laharana 034 sy 038, na hijery ireo fifanakalozam-bola
Hamaky ny tohinyVinavinaina tsy hisy intsony ny delestazy na ny fahatapahan-jiro matetika manomboka anio alarobia 18 Oktobra eto Antananarivo sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyTrano 200 tafo mahery no indray kilan’ny afo tao Ampitikimaiky, Port Bergé ny 11 oktobra lasa teo. Lasa lavenona vokatr’izany ireo fananana rehetra izay nahitana vary 1.000 gony ‚
Hamaky ny tohinyNiely teny amin’iny faritra Antehiroka sy ny manodidina iny ny feo fa namidin’ny kaominina ilay faritra mifefy ao anatin’ny reniranon’i Mamamba ankehitriny.
Hamaky ny tohinyVoatery misotro rano tsy ara-pahasalamana ny ankamaroan’ireo mponina any amin’ny distrikan’i Mandritsara. Ireo mponina ao amin'ny fokontany Ambohimandroso no tena mitondra faisana amin’izany indrindra fa ireo mpianatra
Hamaky ny tohinyHisy fiaraha-mientana hotarihin'ny Ministeran'ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovainjafy anio zoma 14 oktobra manoloana ny ady amin’ny afo, misy ao Ambohitantely Ankazobe.
Hamaky ny tohiny