- Talata 08 Novambra 2022
Actualités.Pavillon Analakely Tsy hanaiky hatramin’ny farany ny SMGD ireo mpivarotra
Tsy marina velively ny filazana fa niravona tanteraka ny olana eo anivon’ny tsenan’ny pavillon Analakely. Raha araka ny fantatra mantsy dia tsy manaiky ilay SMGD izay sampandraharaha iray napetraky ny kaominina Antananarivo
Hamaky ny tohiny
