• Talata 15 Novambra 2022
Actualités.Maevatanana, Antsirabe, Manakara Efa naloa ny karaman’ireo mpanisa mpifidy

Efa mandeha ny fizarana ny karaman’ireo mpanisa mpifidy na “agent recenseur” manerana an’I Madagasikara, hoy ny DAF an’ny CENI, Jean Nomeny Victor.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Fenoarivo - Atsimondrano Tapaka im-pito isan’andro ny jiro

Mafy ny delestazy hiainan’ireo mponina eny Fenoarivo Atsimondrano. Raha araka ny fitarainana voaray mantsy dia tapaka im-pito isan’andro ny herinaratra raha kely ka ora iray eo ho eo no faharetan’izany raha haingana indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Tombana ao amin’ny Jirama Tsy nisy fepetra hentitra noraisina hatreto

Vita omaly ny sabotsy 13 novambra teo ny tomban’ezaka na “entretiens” ampahany voalohany natao tamin'ireo Tale Mpitantana ambony ao amin'ny orina Jirama. Ireto avy ny olona manome naoty

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Ambondromifehy RN6 Tsy manaiky fisamborana ireo mpitrandraka safira

Raikitra ny fanakan-dàlana nataon’ireo mpitrandraka safira tany amin’ny RN6 ny sabotsy teo. “Gidragidra be teto amin'ny lalam-pirenena faha-6, Ambondromifehy, anelanelan'Anivorano Nord sy Ambilobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Scandale » vaovao indray Loholona nikasi-tanana mpamily taxibe…

Niparitaka teny amin’ny tambazotran-tserasera ny faran’ny herinandro teo ny sarin’ny loholona IRD Atoa Rasolondratsimba Raymond fantatry ny maro amin’ny hoe: Raymond-Nala,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2022
Actualités.Tetezan’Ampasika Saika nisy maty ireo mpilomano mitsambikina…

Efa manomboka miditra tanteraka ao anatin’ny hafanana isika eto an-drenivohitra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT