- Alakamisy 19 Janoary 2023
Actualités.Ambohidrapeto Avotry ny polisy ilay zaza nariana teny amoron-dalana
Zaza menavava iray no hitan'ny Polisy tao anaty harona napetrak’ireo tsy mataho-tody teny amoron-dalana teny Ambohidrapeto Itaosy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano omaly hariva.
Hamaky ny tohiny
