• Alakamisy 06 Jolay 2023
Actualités.Nanimba ny tsenan’ny mpivaro-kena Misy mitsaho indray fa kapaoty no natao fonona saosisy

Velon-taraina avokoa ny ankamaroan’ireo mpivaro-kena mivarotra saosisy nanontanianay omaly, indrindra fa ny eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2023
Actualités.Vakansy lehibe Mitombo isa ireo taxi-brousse mivoaka ny faritra

Manomboka mitombo isa ireo taxi-brousse mivoaka ny faritra amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2023
Actualités.Tohin’ny raharaha tany Mahajanga Mikaton ny biraon’ireo vadintany anio

Manoloana ny tranga nahazo ny vaditany sy mpanao lavanty, Maitre Kanto Rakotonatoandro, tany Mahajanga,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2023
Actualités.Fikambanan’ireo mpanao « Cash point

Milaza ho maty antoka, nitaraina tamin’ny minisiteran’ny varotra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2023
Actualités.Ankizy arenina ao Antanimora Zanaky ny lalana ny ankamaroany

Mihoatra ny 100 ireo zazalahy kely tsy ampy taona tazonina sy arenina ao amin’ny fonjaben’Antanimora amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2023
Actualités.Olona tsy manana kopia Matahotra miditra birao sy miteraka amin’ny Renin-jaza ny ankamaroany

Mbola betsaka ireo olona tsy manana kopia mari-pahaterahana amin’izao, indrindra fa ireo ankizy latsaky ny 18 taona.

Hamaky ny tohiny
FTT