• Zoma 17 Febroary 2023
Actualités.Famahana ny olan’ny fakon’Antananarivo Lasa any Tokyo - Japon ny ben’ny tanàna

Any Tokyo, renivohitr’i Japon amin’izao fotoana ny ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra Naina Andriantsitohaina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Actualités.Fanodinana ronono ho fromazy Mamokatra 7.440.000 litatra ireo tohanan’ny CASEF

Rojom-pihariana iray tohanan’ny ministeran’ny fambolena sy ny fiompiana (MINAE) amin’ny alalan’ny tetikasa CASEF ny ronono izay mampalaza ny faritra Vakinankaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Actualités.Fiatrehana ny rivodoza Freddy Manana 4 andro iomanana ny Malagasy

Manana 4 andro ny malagasy iomanana amin’ny fiatrehana ny fihavian’ny rivodoza mahery vaika na “cyclone tropicale très intense”, Freddy, eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Actualités.Efa mampandre ny Jirama Miala any indray ny delestazy mitety faritra

Hisy fahatapahana herinaratra indray ato anatin’ny 5 andro, izany hoe ny faha 20n’ny volana ihany no mety mba hilamina, raha ny vinavina nataon’ny JIRAMA omaly ho an’Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Actualités.Peace Corps Madagascar 23 mianadahy indray no tonga omaly

Eto Madagasikara hatramin’ny omaly ireo mpilatsaka an-tsitrapo 23 mianadahy avy amin’ny Peace Corps Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Actualités.Sefo Fokontany Miandry ny higadonan’ilay tambin-karama hitombo avo 3 heny

Nandritra ny lahateny nataony ho an’ny Firenena ny 31 desambra 2022, nalefa tamin’ny haino amanjerim-panjakana,

Hamaky ny tohiny
FTT