• Talata 21 Martsa 2023
Actualités.Tovovavy miditra any amin’ny cyber Mitady vady vazaha ny 60%

Mitady vady vazaha amin’ny tambajotran-tserasera facebook ny 60%-n’ireo tovovavy kely miditra any amin’ireny karazana cybercafé eto amintsika ireny amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2023
Actualités.8 mianaka avy any Betafo Ilay zaza mbola minono sisa no tsy mihinam-paraky

Toy ny zava-mahadomelina rehetra ihany ny paraky. Rehefa diso miankina aminy loatra dia tsy apetrany mihitsy raha tsy mandray azy in-telo isan’andro raha kely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2023
Actualités.Ambodisiarivo, Ambohimanga Rova Tanàna mirefy 67ha mahery no kasain’olona alaina

Tanimbary, tanimboly ary tanàna mirefy 67ha mahery, izay nohajarian'ny mponina efa am-polon-taonany maro no fantatra izao fa kasain'ny olona alaina eny Ambodisiarivo, kaominina Ambohimanga Rova, hoy ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Actualités.Faritra DIANA Misy tambajotra mpanondrana olona sy trondro

Tsy milamina mihitsy ny ao amin’ny Faritra DIANA ao. Fantatra mantsy izao fa misy tambajotran’olona mpitondra lakana sy vedety manondrana olona sy trondro an-tsokosoko mankany Mayotte any amin’iny faritra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Actualités.Fampitsaharana ireo ady Isan’ny firenena nanasonia i Madagasikara

Nankalazaina ny sabotsy teo teto Madagasikara ny fanorenana ny fandriampahalemana maneran-tany sy fampitsaharana ireo ady misy eto ambonin’ny tany na “Loi DPCW”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Actualités.Baolina kitra Pro League Nisaraka tsy nisy naratra Dato sy Mama ?

Mifampitazona ve dia hiara-maty ? Io no fanontaniana mipetraka taorian'ny ady sahala, 0 noho 0, omaly teo amin'ny fifandonanan'ny Dato sy Mama tao Manakara.

Hamaky ny tohiny
FTT