• Alakamisy 04 Mey 2023
Actualités.Krizy ara-bola sy toetr’andro Mbola ho zava-doza ny delestazy…

Miharihary tsy takona hafenina intsony ny krizy ara-bola amin’ny fitantanana ny raharaham-panjakana sy ny raharaham-bahoaka. Maro ireo tondro maneho izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Actualités.Resaka fanamiana mpitandro filaminana Be loatra ny goragora sy ohatra ratsy avy any ambony

Nampifoha adihevitra samihafa ny nielezan’ny sarin’ny mpanakanto Ayo Naej nanao fanamiana mitovy ny an’ny mpitandro filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Actualités.Tatitry ny RSF momba ny fanaovan-gazety Nihemotra hatrany ny laharan’i Madagasikara

Tsy mitsahatra mihemotra ny filaharan’I Madagasikara eo amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety, raha ny laharana maneran-tany navoakan’ny RSF (Reporters Sans Frontières)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Actualités.Lalatiana Rakotondrazafy Nanitrikitrika fa malalaka ny fanaovan-gazety eto

Nanome lesona ho an’ny mpanao gazety eto Madagasikara ny Minisitra mpiahy Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo omaly 03 mey 2023, andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Actualités.Fanaovana hosoka Efa miala any koa ny vola Euro sandoka

Tsy ny vola gasy irery intsony no vitan’ireo mpanao ratsy ny manonta azy ary havadika ho lasa vola sandoka amin’izao fa efa misy mahavita ary hain’ny sasany ihany koa ny Euro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Actualités.Lehilahy nonina tetsy Ambaninampamarinana Nolazaina fa mpangalatra, nariana faty tany Manjakandriana

Raim-pianakaviana iray nonina teny Ambaninampamarinana no voalaza fa nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana tamin'ny faran'ny herinandro teo ary nariana faty any Manjakandriana.

Hamaky ny tohiny
FTT