• Talata 23 Janoary 2024
Loza voajanahary. 1 maty, 5421 traboina, tanimbary 2200ha dibo-drano,…

Mitombo ny fahavoazana vokatry ny haratsian’ny toetr’andro dia

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Janoary 2024
Sendika FISEMARE. “Karama farany ambany 1.000.000 Ariary no tanjona!”

Tsy hijanona mihitsy ny tolona sendikaly raha tsy tratra ny tanjona,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Janoary 2024
ZAZA HITA FATY TAO BETSINJAKA TOLIARA. Ahiana ho ny Reniny na ny havany no nahavanon-doza

Zazalahy kely efa tsy nisy fofon’aina intsony mbola nanao atina patalohakely

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Janoary 2024
LEHIBEN’NY BORIBORINTANY FAHATELO. Fokontany 16 isa no efa nanaovana fidinana ifotony

Tsy tambo isaina sahady ny asa vitan-dRazafimandimby Rija Ethel,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2024
BESARETY SY MAHAVOKY. Orana 30 minitra dia dibo-drano ny tanàna

Efa mitaintaina andro aman’alina ireo mponina eny Mahavoky sy Besarety

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2024
Zaza 10 taona sy zandriny nisy nanolana. Very an-javony ny raharaha, hoy ny fianakaviana

Zazavavy kely miisa 2, mpirahavavy iray tampoho,

Hamaky ny tohiny
FTT