• Zoma 23 Jona 2023
Actualités.Milaza fa mahavita visa SCHENGEN Tera-tany vahiny iray no tratra

Teratany vahiny iray no tratra nanao asa fisolokiana milaza ho mahavita VISA SCHENGEN.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Actualités.Iray volan’ny ankizy Nanentana momba ny fanjarian-tsakafo ny Ministeran’ny mponina

Mbola betsaka ireo ankizy tsy misakafo ara-dalàna amin’izao. Mitombo isa mihitsy izy ireny noho ny fahasahiranan’ny Ray aman-dReny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Actualités.Video miendrika firaisana ara-nofo Nanokatra fanadihadiana ny Oniversite

Niteraka resabe teny anivon’ny tambajotran-tserasera ny fisiana horonan-tsary nahitana vehivavy miboridana toa eo am-panaovana firaisana ara-nofo tao amin’ny FLSH (Faculté des Lettres et Sciences Humaines

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Actualités.Fanitsakitsahana zo ara-tsendikaly ataon’ny MENSUPRES Ho taterin’ny SSM any amin’ny OIT sy BIT

Efa ela ny namanay ao amin’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na SECES sy ny sendikan’ny mpiasan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Actualités.Fetim-pirenena 26 jona 2023 Hisy ny fandefasana afomanga amina toerana roa samihafa

Toy ny fanao isaky ny fetin’ny 25 Jona, hanamarihana ny fetim-pirenena dia hisy indray ny fandefasana ny afomanga miavaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Actualités.Kaominin’Andranonahoatra Tsy manao fety manokana fa manampy ny Fokontany

Misedra olana ny ankamaroan’ireo kaominina eto amintsika, indrindra fa ny resa-bola. Ankoatra ny tsy fahampian’ny

Hamaky ny tohiny
FTT