• Talata 14 Mey 2024
Raharaha Jirama. Mpitantana 48 niakatra PAC, orinasa 4 voasaringotra

Nifoha indray ny afera Jirama mikasika kolikoly goavana nahasaraingotra ireo mpitantana sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2024
FITSARANA ANOSY. Mbola misy raharaham-pitsarana 50.000 isa miantona

Mbola mahatratra 50.000 ireo raharaham-pitsarana mihantona eo anivon’ny Fitsarana ambaratonga

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2024
Volamena miendrika 50 Ariary. Amidy 12 tapitrisa Ariary nanomboka omaly

12 tapitrisa Ariary no vidin’ilay vola volamena 50 Ariary milanja 1 Oz na 31,104 grama,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2024
Lasa tia tanindrazana daholo…. Miditra ao anatin’ny herinandro faharoa ny fampielezan-kevitry ny fifidianana solombavambahoaka.

Endrey izany fiedinedin’ireo mpanao politika, maneho ny antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2024
Tolotra internet eto Madagasikara. Viraviraina tanteraka ny mpanjifa…

Mikolay ny mpampiasa sy mpikirakira internet nanomboka ny alahady tolakandro teo noho ny haratsian’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2024
MARC TATANDRAZA. Lasa mpilalao sary mihetsika malaza

Lasa mpilalao sary mihetsika malaza i Marc Tatandraza.

Hamaky ny tohiny
FTT