• Alatsinainy 13 Janoary 2025
LAKAN-DRANO TSENTSINA ENY ANDRAVOAHANGY. Vokatry ny fanorenana foto-drafitrasa tsy ara-dalana

Vokatry ny fanorenana foto-drafitrasa tsy ara-dalana eny ambony lakan-drano no nambaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2025
Analakely, akaikin’ny farmasia. Trana iray nirehitra ny sabotsy bteo

Ny marainan’ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 2 ora sy fahefany, dia nitrangàna hain-trano teny Analakely,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2025
Ramampy Zénaïde Lechat. «Mila fohazina amin’izay ny malagasy!»

Marary i Madagasikara ka fanafody manasitrana azy, dia ny vahoaka malagasy, no andrasana amin’ny mpitondra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2025
Rendrarendra fanesoana vahoaka. Eny amin’ny Lac Iarivo indray no hankalaza ny 26 jona

Raikitra indray ny hevitra manidintsidin’ny mpitondra mikasika ny fahafinaretan’ny maso,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2025
Olan’ny herinaratra. Manimba fihariana, mampitarazoka asa, manimba fitaovana…

Zary efa mahazatra ireo manodidina ny 15%n’ny malagasy izay lazaina ho misitraka herinaratra eto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2025
Ala mitahiry ireo harena voajanahary. Latsaky ny 10% sisa tavela ankehitriny…

Latsaky ny 10% sisa ireo ala tavela mitahiry ireo harena voajanahary sy biby ary zava-maniry tsy fahita raha tsy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT