• Alatsinainy 13 Janoary 2025
Lasibatr’i Dikeledi ny tapany Avaratra. 3 maty, 1700 traboina, trano 330 dibo-drano

Na efa nivoaka an-dranomasina aza ny Rivodoza Dikeledi, henjana ny takaitra navelany tany amin’ny tapany Avaratry

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2025
Foana ny filazana mikasika ny rivodoza. Mitoetra ny fampitandremana momba ny rotsak’orana

Tany amin’ny 283 Km avaratr’i Besalampy no nisy ny foiben’i DIKELEDI omaly 12 janoary tamin’ny 3 ora tolakandro,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2025
LAKAN-DRANO TSENTSINA ENY ANDRAVOAHANGY. Vokatry ny fanorenana foto-drafitrasa tsy ara-dalana

Vokatry ny fanorenana foto-drafitrasa tsy ara-dalana eny ambony lakan-drano no nambaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2025
Analakely, akaikin’ny farmasia. Trana iray nirehitra ny sabotsy bteo

Ny marainan’ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 2 ora sy fahefany, dia nitrangàna hain-trano teny Analakely,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2025
Ramampy Zénaïde Lechat. «Mila fohazina amin’izay ny malagasy!»

Marary i Madagasikara ka fanafody manasitrana azy, dia ny vahoaka malagasy, no andrasana amin’ny mpitondra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2025
Rendrarendra fanesoana vahoaka. Eny amin’ny Lac Iarivo indray no hankalaza ny 26 jona

Raikitra indray ny hevitra manidintsidin’ny mpitondra mikasika ny fahafinaretan’ny maso,

Hamaky ny tohiny
FTT