• Zoma 13 Jona 2025
Famarinan’olona sy asa any ivelany. Lalàna no maika sa famoron’asa sy fanatsarana ny toekarena eto ?

Anisan’ny navoitran’ny Praiminisitra Ntsay Christian omaly teny amin’ny Antenimierampirenena ny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2025
Nitsangana tamin’ny maty fony 10 taona. Velona soa aman-tsara saingy moana ilay renim-pianankaviana

Renim-pianakaviana iray monina eny Fenoarivo Atsimondrano eny no fantatra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2025
Randrana sendikaly. «Tsy afa-miala bala amin’ny Jirama ny minisitry ny angovo!»

Na ny ao amin’ny JIRAMA aza izao izany dia milaza fa hatramin’ny faran’ny taona

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2025
Vola sokajian'ny Fanjakana ho tsy ara-dalàna. 100 tapitrisa dolara ny "crypto-monnaie" miodinkodina eto

Manamafy avo roa heny ny fahamailoana ny SAMIFIN izay sampan-draharaha misahana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2025
Tolo-dalàna miaro varira. Nolanian’ny Antenimierampirenena omaly

Lany teny anivon'ny Antenimieram-pirenena ny tolo-dalàna miaro manokana ireo varira

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2025
Midina hatrany ny marimpana. Hilatsaka hatramin’ny 3°C ny ao Antsirabe

Hilatsaka hatramin'ny 3°C ny marimpana ambany indrindra ao Antsirabe

Hamaky ny tohiny
FTT