• Talata 16 Desambra 2014
Actualités.Rano miakatra eto Antananarivo Mandray andraikitra ny mpandraharaha

Efa mananontanona sahady ny loza eto Antananarivo Renivohitra noho ny fisondrotry ny rano amin’ny toerana iva amin’izao fotoam-pahavaratra izao. Raha somary mitavozavoza ny kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Actualités.Fandravana trano tao Tomboarivo Tsy afa-nanoatra ireo mponina fa tsy nanana taratasy

Mitohy ny fandravana ireo trano niorina tsy ara-dalàna tamina tanin’olona tao amin’ny fokontany Tomboarivo Antsirabe. Raha tsiahivina, efa ela ity ady tany ity satria efa hatramin’ny taona 2006 no nihetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Actualités.Kolikoly eto Madagasikara Manapotika ny toekarena sy sosialim-bahoaka

Herintaona latsaka kely izao no nijoroan’ny fitondram-panjakana vaovao eto Madagasikara manaraka ny Lalàmpanorenana taorian’ny tetezamita nanjakan’ny gaboraraka sy ny tsy fanarahan-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Actualités.Ankadimbahoaka Mpangarom-paosy saika matin’ny fitsaram-bahoaka

Tonga amin’ilay fitenenana hoe manararaotra ny fahavoazan’ny hafa ny zava-niseho teny Ankadimbahoaka omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Actualités.RAHARAHA SUCOMA « Misy ambadika », hoy ny minisitra Jules Etienne

RAHARAHA SUCOMA « Misy ambadika », hoy ny minisitra Jules Etienne

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Actualités.Fanafihana mitam-basy Zandary nandroba 10 tapitrisa Ariary ?

Vola 10 tapitrisa Ariary vao avy nalaina tamin’ireny orinasa mpampindram-bola madinika ireny no lasan’ny jiolahy tao anatin’ny indray mipi-maso. Tany Sambava no niseho ny fanafihana ny herinandro teo, mpampianatra amina CEG no lasibatra

Hamaky ny tohiny
FTT