• Zoma 30 Janoary 2015
Actualités.Olan-tany eny Ambohitrandriamanjaka Mizaka ny tsy eran’ny aina ny fianakaviana Raveloarisoa Florine

Tratry ny angaredona amin’ny olan-tany ny fianakaviana Raveloarisoa Florine eny Ambohitrandriamanjaka Ambohimanga. Nitory azy ary nahazo rariny tamin’ny fitsarana ny mpifanolo-bodirindrina aminy ka tsy maintsy angalana 11 m2 homena ny mpifanandrina aminy ny sisin-taniny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Ravalomanana sy Rajoelina Samy hirotsaka hofidiana ?

Nivory fanim-pitony, isa masina, ireo Filoha dimy mirahalahy mianaka omaly, fivoriana izay notarihan’ny Raiamandreny FFKM natao tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Raha ny tatitra nataon’ny Filohan’ny FFKM Pastera Lala Rasendrahasina dia nifantoka tamin’ny fanomanana ny fakana ny hevitry ny isam-paritra momba ny fampihavanam-pirenena ny dinika, izay arahina fihaonana nasionaly ary hofehezina miaraka ny 15 martsa ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Mampiesona

Toerana tsy lavitra ny siniben-dranon’ny Jirama Toamasina no nitrangan’ny loza

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Dadarabe, 30 taona nanoratana Namoaka boky roa mirakitra tononkalo ho tsangambato

Nosokafana omaly tamin’ny alalan’ny fiantsana tononkalo sy fampirantiana ireo asasorany voarakitra anaty boky roa hatreto ny faha-30 taona nanoratan’i Dadarabe na Rabe Andriamanarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.Minisiteran’ny fiompiana Nalahelo an’i Dadafara ireo mpiasa

Tamin’alahelo no nifandaozan’i Dadafara sy ireo mpiasa tao amin’ny minisiteran’ny fiompiana. Tontosa ny talata lasa teo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitra roa tonta Randriamampionona Joseph Martin sy ny vaovao Ramparany Anthelme

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Actualités.andratoana fianarana any Frantsa 100 tapitrisa isan-taona no ilaina farafahakeliny

Mila 100 tapitrisa Ariary isan-taona eo ho eo ny mpianatra Malagasy iray raha te handranto fianarana ambony any Frantsa. Tafiditra ao anatin’io vola io avokoa ny fiantranoana sy ny saram-pianarana ho an’ny mpianatra raha oniversite

Hamaky ny tohiny
FTT