• Alatsinainy 14 Septambra 2015
Actualités.Fifampitifirana tany Betroka Kapiteny zandary iray maty

Maty omaly tolak’andro tao Ihosy ny kapiteny Falihery, komandin’ny kaompanian’ny zandary ao amin’ny Distrikan’i Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2015
Actualités.Fifampitifirana tany Betroka Kapiteny zandary iray maty

Nifandona tamina andiana dahalo miisa 400 mahery tao Mangalahily, tanàna ao amin’ny Kaominina Ivahona ao amin’ny Distrikan’i Betroka ny andiana zandary nentin’ity kapiteny ity sy ny miaramila izay nalefa hampandry tany any Betroka amin’izao fotoana izao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2015
Actualités.Fifampitifirana tany Betroka Kapiteny zandary iray maty

Fifampitifirana tany Betroka Kapiteny zandary iray maty

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2015
Actualités.Marc Ravalomanana Manohana ny fampitambarana ny Korea roa tonta

Mitohy ny dian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana any Korea Atsimo. Raha niompana tamin’ny toekarena ny dia tatsy Maorisy sy Danemark dia niitatra amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena izany any Séoul

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2015
Actualités.Halatra

Tsy kely lalana ny ratsy. Misy manao lahasa mitety lanonana na fandevenana mihitsy manatanteraka izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2015
Actualités.Ady amin’ny jiolahin-tsambo Ao Antsiranana ny sambo mpiady espaniôla «Galicia»

Miantsona mandritra ny herinandro ao Antsiranana ny sambo mpiady espaniôla «Galicia»

Hamaky ny tohiny
FTT