• Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Famatsiam-bola goavana Miandry amin’ny volana jona 2016

Dingana tsy maintsy nolalovana fotsiny ihany ny fihaonana nokarakarain’ny governemanta Malagasy notohanan’ny Banky iraisam-pirenena tany Lima ny fiandohan’ny volana oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Fiarahamonina ifotony Mila mitsikera sy mitondra vahaolana

Natomboky ny fikambanana Vondron’Olon-Tsotra teny amin’ny fokontany Imamba Soavimasoandro omaly ny fidinana ifotony fanentanana ny olom-pirenena tsotra handray andraikitra amin’ny fampivoarana ny fiainam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Fokonolona ao Amorona Manamafy ny fefiloha hiarovana ny voka-bary

Mitohy ny asa sosialy fanampiana ireo mponina ao amin’ny boriborintany faha-6 tanterahan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Rasoanoromalala Horace.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Fokonolona ao Amorona Manamafy ny fefiloha hiarovana ny voka-bary

Mitohy ny asa sosialy fanampiana ireo mponina ao amin’ny boriborintany faha-6 tanterahan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Rasoanoromalala Horace.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.FLM sy ny fokonolona eny Androhibe Mbola an-dalam-pikarohana ny vahaolana eo amin’ny fifanolanana

Nilahatra nitondra sorabaventy teny anoloan’ny sampandraharahan’ny fananan-tany ny fokonolona avy eny Androhibe ny alarobia teo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Mpisandoka ho mpitsara no sady mpisoloky Efa nalefa eny Tsiafahy

Nisy olona tonga nametraka fitoriana tao amin’ny “Brigade Criminelle” Anosy sakelika fahatelo ny 12 oktobra 2015 lasa teo fa misy lehilahy iray nisoloky azy ireo sady misandoka ho Mpitsara.

Hamaky ny tohiny
FTT