• Alarobia 20 Aprily 2016
Actualités.ANDOHARANOFOTSY

Nitrangana savorovoro teny Andoharanofotsy-Antananarivo Atsimondrano omaly noho ny hetsika nataon’ny kaominina handaminana ny tanàna ka nanesorana ireo mpivarotra amoron-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Actualités.Zandary maty am-perinasa Mitombo isa hatrany

Ny zandary prinsipaly kilasy voalohany Mananjara Joelison, indray no namoy ny ainy teo am-perinasa tsy fantatra intsony hoe faha firy tao anatin’ny firy volana izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Actualités.Jiolahy mpanafika teny Ankorondrano Roa lahy nidoboka eny Tsiafahy

Lehilahy roa 26 sy 18 taona mpanao fanafihana mitam-piadiana eny amin’iny faritra Ankorondrano sy ny manodidina iny no voasambotry ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Actualités.Fako mivangongo etsy sy eroa Tsy hisy intsony, hoy i Roland Ravatomanga

Anisan’ny mampitaraina fatratra ny mponina teto Antananarivo Renivohitra teo aloha teo ny fivangongoan’ny fako tetsy sy teroa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2016
Actualités.Minisiteran’ny filaminam-bahoaka Hohamafisina ny ady amin’ny kolikoly

Notanterahina omaly talata teny amin’ny Birao fiasan’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka Anosy ny lanonana famindram-pahefana teo amin’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aprily 2016
Actualités.Ambovombe Androy Tsy mbola voavaha ny kere

Tsy mbola voavaha ny olan’ny kere any amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara. Ny tsy fahampian-drano no tena mbola olana ho an’ny mponina ka tsy ahafahana mamboly

Hamaky ny tohiny
FTT