• Talata 07 Jona 2016
Actualités.Nirehitra ny Bazar kely –Toamasina Trano 20 may kila, olona 60 tsy manan-kialofana

Nidedaka ny afo tao amin’ny tsenan’i Bazar Kely Toamasina omaly tokony ho tamin’ny 7 ora hariva. Trano 20 no fantatra fa rava tanteraka ary olona manodidina ny 60 no tsy manan-kialofana ary rava fananana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2016
Actualités.ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Noraisin’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly, ireo mpiofana ho mpamonjy voina avy amin’ny Collège Montmorency avy any Kanada, tarihan’ny kapiteny Bernard Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jona 2016
Actualités.Lozam-pifamoivoizana RN7 Nodimandry i Om-Guy

Nindaosin’ny fahafatesana tampoka noho ny lozam-pifamoivoizana tany Antsirabe i Om-Guy na Rabesaiky Guillaume, filoha mpanorina ny tarika Ny Ainga raha hamonjy ny fampisehoana atao ao amin’ny kianjan’ny kolejy Katolika Manandona-Antsirabe II.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jona 2016
Actualités.Fisokafan’ny Magro Eken’ny 92%-n’ny Malagasy

Mazava ny vokatry ny tsapa-kevitra navoakan’ny Agence Capsule, ary notaterin’ny fahitalavitra tsy miankina TV Plus tao anatin’ny fandaharana adihevitra vokariny isaky ny alahady, “Don-dresaka” omaly alahady 5 jona, fa ny 92%-n’ny Malagasy dia manohana ny fisokafan’ny Magro,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jona 2016
Actualités.Vidin-jiron’ny JIRAMA Nisondrotra 9 ka hatramin’ny 20%

Nisondrotra nanomboka tamin’ny fiandohan’ity volana jona ity ny vidin-jiro eto Madagasikara, araka ny fampahafantarana nataon’ny Jirama sy ny Office de régulation de l’électricité (ORE) ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jona 2016
Actualités.Efa tara loatra

Raha niseho ho mahay sy mahita vahaolana hatramin’izay ny fitondrana HVM, ankehitriny kosa nanova paikady ka milaza fa tsy vao izao no nahantra i Madagasikara fa vokatry ny tsy fisian’ny fitoniana sy ny tsy fahaiza-mitantana teto nandritra ny 50 taona.

Hamaky ny tohiny
FTT