• Alarobia 15 Jona 2016
Actualités.Kohen Rivolala Tezitra aminy ny katolika any Miandrivazo

Fahasahiana goavana ny nilazan’i Kohen Rivolala ampahibemaso fa “mompera iray no nanao iny ambalavelona tao Miandrivazo iny noho ny fampiasany vovo-paty, taolam-paty ary ny talisman sy ny moara”.

Hamaky ny tohiny

Actualités.TAPANY ALZHEIMER

Hisy diaben’ny Firaisankina ny alahady 19 jona 2016 maraina hotanterahina etsy anoloan’ny vavahadiben’ny Kianja monisipaly Mahamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2016
Actualités.Fanakorontanana teny Analamahitsy Tovolahy 10 no voasambotra

Andian-jiolahy sy mpanendaka miisa folo no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahavalo etsy Analamahitsy ny alahady 12 jona lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora hariva, teny Analamahitsy ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2016
Actualités.Airtel Madagascar Nanolotra ra maimaimpoana ho an’ny hopitaly HJRA

Mba ho fanavotana ny ain’ireo mpiara-belona mandalo fandidiana na saro-piterahana manatona ireo hopitalim-panjakana toy ny hopitaly HJRA

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jona 2016
Actualités.Vondrona Tsaramanasoa Mampahafantatra ny lalàna amin’ny tambanivohitra

Mankalaza ny faha-20 taona niorenany ny vondrona Tsaramanasoa eny Itaosy, fikambanana iray anisan’ny manohana sy manampy ireo sahirana ara-pivelomana, indrindra fa ireo kamboty sy tsy manam-piahy.

Hamaky ny tohiny
FTT