Politique

Vovonana Antsiva Mangataka ny fanendrena ny governoran`i Melaky


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Manamafy ny fanambarana nataony isaky ny faritra momba ny fanendrena governoram-paritra ny Vovonana Antsiva (Plateforme de base pour l'appui et soutien au développement).

 

 Atsinanana sy Boeny moa no efa nanaovany antso ka efa nivaly izany. Ankehitriny, dia miantso ny mpitondra ity vovonana ity mba hanendrena haingana ny Governoram-paritra ao Melaky. Marihina fa anisan` ny tena andrandraina ho an` izay toeran` ny governora izay ny loholona teo aloha Hassan Bin Mohamad.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT