Politique

Todisoa Andriamampandry Tsy handiso fanantenana ny vahoakan’ny Boriborintany faha 6


  • Zoma 07 Jona 2019

Tsy handiso fanantenanana ireo vahoakan’ny Boriborintany fahenina nifidy azy Atoa Todisoa Andriamampandry, kandida natolotry ny antoko Tiako I Madagasikara tamin’ny fifidianana solombavambahoaka farany teo.

 

 

Hataony laharam-pahamehana ny fanatsarana ny fitaovana eny anivon’ny CSB II hanatsarana ny fahasalamam-bahoaka. Toraka izany koa ny fanomezana masomboly sy zezika ho an’ireo tantsaha mpamokatra, ny fijerena ireo mpiasa tena izay tsy mandray vola fisotroan-dronono arahin’ny fampidirana ny lalàna amin’ny fijerena ireo tanora tsy an’asa ao amin’ny faritra nahavoafidy azy. Nomarihiny manokana moa fa ny vola rehetra azony amin’ny CLD dia hananganana fotodrafitrasa manerana ireo fokontany 31 isa nahalany azy ka anisan’ireny ny bassin fanasan-damba, ny rano fisotro madio…. izay nahaory an’Ambohimanarina hatramin’izay.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT